23 Koa aoka hifaninana ianao sy ny tompoko, mpanjakan'i Asyria, fa homeko soavaly roa arivo ianao, raha tàhiny manana olona hitaingina azy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18
Jereo 2 Mpanjaka 18:23 amin'ny teny manodidina.