2 Mpanjaka 18:27 MG1865

27 Fa hoy Rabsake taminy: Moa ho amin'ny tomponao sy ianao akory va no nanirahan'ny tompoko ahy hilaza izao teny izao, fa tsy ho amin'ny olona izay mipetraka eny ambonin'ny manda, hihinanany izay tsy fihinany sy hisotroany izay tsy fisotrony miaraka aminareo?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:27 amin'ny teny manodidina.