2 Mpanjaka 19:15 MG1865

15 Ary Hezekia nivavaka teo anatrehan'i Jehovah nanao hoe: Ry Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, Izay mipetraka amin'ny kerobima, Hianao dia Hianao irery ihany no Andriamanitry ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany, fa Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:15 amin'ny teny manodidina.