16 Atongilano ny sofinao, Jehovah ô, ka mihainoa; ahirato ny masonao, Jehovah ô, ka mijere, ary mandrenesa ny tenin'i Sankeriba, izay nampitondrainy hihaika an'Andriamanitra velona.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19
Jereo 2 Mpanjaka 19:16 amin'ny teny manodidina.