2 Mpanjaka 19:20 MG1865

20 Ary Isaia, zanak'i Amoza, dia naniraka hankany amin'i Hezekia, nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin'i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria, dia efa nohenoiko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:20 amin'ny teny manodidina.