21 Koa izao no teny nolazain'i Jehovah ny amin'i Sankeriba: Manao tsinontsinona sy mandatsalatsa anao Ziona, zanakavavy virijina: Mihifikifi-doha mahita anao mandositra Jerosalema zanakavavy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19
Jereo 2 Mpanjaka 19:21 amin'ny teny manodidina.