2 Mpanjaka 19:22 MG1865

22 Fa iza no nohaikainao sy nompanao? Ary hanohitra an'iza no nanandratanao ny feonao sy nampiandrandranao ny masonao any ambony hanohitra ny Iray Masin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:22 amin'ny teny manodidina.