2 Mpanjaka 19:37 MG1865

37 Ary raha niankohoka tao an-tranon'i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian'i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin'ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 19

Jereo 2 Mpanjaka 19:37 amin'ny teny manodidina.