1 Ary tamin'izany andro izany dia narary saiky maty Hezekia. Ary Isaia mpaminany, zanak'i Amoza, nankao aminy ka nilaza taminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hafaro ny ankohonanao, fa ho faty ianao, fa tsy ho velona.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20
Jereo 2 Mpanjaka 20:1 amin'ny teny manodidina.