2 Mpanjaka 2:13 MG1865

13 Ary nalainy ny kapôtin'i Elia izay latsaka avy teny aminy, dia niverina izy ka nitsangana teo amoron'i Jordana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:13 amin'ny teny manodidina.