2 Mpanjaka 2:14 MG1865

14 Dia noraisin'i Elisa ny kapôtin'i Elia, ilay latsaka avy teny aminy, ka nakapony ny rano, dia hoy izy: Aiza Jehovah, Andriamanitr'i Elia? Eny, Elisa koa nikapoka ny rano, dia nisaraka roa izany, ka dia nita izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:14 amin'ny teny manodidina.