2 Mpanjaka 2:16 MG1865

16 Dia hoy ireo taminy: Indro, misy dimam-polo lahy matanjaka ato amin'ny mpanomponao; masìna ianao, aoka handeha hitady ny tomponao ireo, fandrao naingain'ny Fanahin'i Jehovah izy ka nazerany any an-tendrombohitra anankiray, na any an-dohasaha anankiray. Fa hoy izy: Aza maniraka ianareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:16 amin'ny teny manodidina.