2 Mpanjaka 2:17 MG1865

17 Ary raha nanery azy ireo mandra-pikaodikaodiny, dia hoy izy: Maniraha ary. Dia naniraka dimam-polo lahy izy; ary nitady azy hateloana ireny, fa tsy nahita.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:17 amin'ny teny manodidina.