21 Ary nivoaka nankany amin'ilay niandohan'ny rano izy, dia nanipy sira tao ka nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Efa nahatsara ity rano ity Aho; tsy hisy fahafatesana na tsi-fahavanonan'anaka intsony hiseho eto.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2
Jereo 2 Mpanjaka 2:21 amin'ny teny manodidina.