2 Mpanjaka 2:6 MG1865

6 Ary hoy Elia taminy: Masìna ianao, mijanòna eto; fa Jehovah efa naniraka ahy ho any Jordana. Fa hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, tsy handao anao mihitsy aho. Ary dia lasa nandeha izy roa lahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:6 amin'ny teny manodidina.