2 Mpanjaka 2:7 MG1865

7 Ary nisy dimam-polo lahy, zanaky ny mpaminany, nandeha, dia nijanona tandrifiny teny lavitra eny; fa izy roa lahy kosa nitsangana teo amoron'i Jordana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 2

Jereo 2 Mpanjaka 2:7 amin'ny teny manodidina.