2 Mpanjaka 20:10 MG1865

10 Ary Hezekia namaly hoe: Mora foana ny handrosoan'ny aloka hàdiny folo; tsy izany, fa aoka ny aloka hiverina hàdiny folo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20

Jereo 2 Mpanjaka 20:10 amin'ny teny manodidina.