2 Mpanjaka 20:11 MG1865

11 Ary Isaia mpaminany nitaraina tamin'i Jehovah, ka nampiverina ny aloka hàdiny folo Jehovah, dia ilay nidinany teo amin'ny dialin'i Ahaza.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20

Jereo 2 Mpanjaka 20:11 amin'ny teny manodidina.