2 Mpanjaka 20:12 MG1865

12 Tamin'izany andro izany no nampitondran'i Berodaka baladana, zanak'i Baladana, mpanjakan'i Babylona, taratasy sy fanomezana ho an'i Hezekia; fa efa reny fa narary izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 20

Jereo 2 Mpanjaka 20:12 amin'ny teny manodidina.