16 Ary nitodika Josia ka nahita ny fasana teny an-tendrombohitra, dia naniraka naka ny taolana tao am-pasana, ary nodorany teo ambonin'ny alitara ireny nandotoany azy, araka ny tenin'i Jehovah, izay notorin'ilay lehilahin'Andriamanitra.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23
Jereo 2 Mpanjaka 23:16 amin'ny teny manodidina.