2 Mpanjaka 23:17 MG1865

17 Dia hoy izy: Tsangam-baton'iza itsy hitako itsy? Ary hoy ny mponina tao an-tanana taminy: Fasan'ilay lehilahin'Andriamanitra izay avy tany Joda io, dia ilay nitory izao zavatra nataonao tamin'ny alitara eto Betela izao.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:17 amin'ny teny manodidina.