2 Mpanjaka 23:19 MG1865

19 Ary ny trano rehetra tamin'ny fitoerana avo, izay teny amin'ny tanànan'i Samaria, izay nataon'ireo mpanjakan'ny Isiraely ka nahatonga fahatezerana, dia noravan'i Josia koa ka nataony araka izay rehetra efa navony tany Betela.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:19 amin'ny teny manodidina.