2 Mpanjaka 23:20 MG1865

20 Ary ny mpisorona rehetra izay teo, dia ny mpisorona amin'ny fitoerana avo, novonoiny teo ambonin'ny alitara, sady nandoro taolan'olona teo koa izy, dia niverina nankany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 23

Jereo 2 Mpanjaka 23:20 amin'ny teny manodidina.