2 Mpanjaka 24:15 MG1865

15 Ary nitondra an'i Joiakina koa ho babo any Babylona izy; ary ny renin'ny mpanjaka sy ny vadin'ny mpanjaka sy ny tandapa sy ny lehilahy mahery amin'ny tany dia nentiny ho babo avy tany Jerosalema ho any Babylona.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:15 amin'ny teny manodidina.