2 Mpanjaka 24:16 MG1865

16 Ary ny lehilahy mahery rehetra, dia fito arivo, ary ny mahay tao-zavatra sy ny mpanefy arivo lahy, izay samy mahery sy mahay miady, dia nentin'ny mpanjakan'i Babylona ho babo tany Babylona avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:16 amin'ny teny manodidina.