2 Mpanjaka 25:14 MG1865

14 Ary nentiny koa ny vilany fandraofan-davenona sy ny sotron'afo sy ny antsy sy ny lovia kely ary ny fanaka varahina rehetra izay nenti-nanao fanompoam-pivavahana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:14 amin'ny teny manodidina.