2 Mpanjaka 25:13 MG1865

13 Ary ireo andry varahina teo an-tranon'i Jehovah sy ny fitoeran-tavin-drano sy ny tavin-drano varahina lehibe izay teo an-tranon'i Jehovah dia notorotoroin'ny Kaldeana, ka nentiny ho any Babylona ny varahina.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:13 amin'ny teny manodidina.