2 Mpanjaka 25:16 MG1865

16 ary ny andry roa sy ny tavin-drano lehibe iray ary ireo fitoeran-tavin-drano, izay nataon'i Solomona ho amin'ny tranon'i Jehovah; ny varahina tamin'izany fanaka rehetra izany dia tsy hita lanja.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:16 amin'ny teny manodidina.