2 Mpanjaka 25:17 MG1865

17 Valo ambin'ny folo hakiho ny hahavon'ny andry iray, ary varahina ny kapitaliny sady telo hakiho ny hahavony; ary varahina avokoa ny harato sy ny ampongabendanitra amin'ny kapitaliny manodidina; ary tahaka izany koa ny andry faharoa mbamin'ny harato.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:17 amin'ny teny manodidina.