2 Mpanjaka 25:24 MG1865

24 Ary Gedalia nianiana taminy sy tamin'ny olom-peheziny ka nanao hoe: Aza matahotra ny amin'ny mpanompon'ny Kaldeana, fa mitomoera amin'ny tany, ary manompoa ny mpanjakan'i Babylona, fa izany no hahasoa anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:24 amin'ny teny manodidina.