2 Mpanjaka 25:25 MG1865

25 Ary tamin'ny volana fahafito, dia avy Isimaela, zanak'i Netania, zanak'i Elisama, isan'ny fianakavian'ny mpanjaka, mbamin'ny olona folo lahy koa ka namely an'i Gedalia, dia nahafaty azy sy ny Jiosy ary ny Kaldeana izay tao aminy tany Mizpa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:25 amin'ny teny manodidina.