2 Mpanjaka 25:28 MG1865

28 Dia nitenenany soa izy, ka ny seza fiandrianany nataony ambony noho ny seza fiandrianan'ireo mpanjaka namany tao Babylona.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:28 amin'ny teny manodidina.