2 Mpanjaka 25:29 MG1865

29 Ka dia novan'i Joiakina ny fitafiany fony mbola tao an-trano-maizina; ary nihinan-kanina teo anatrehany mandrakariva izy tamin'ny andro niainany rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:29 amin'ny teny manodidina.