2 Mpanjaka 4:39 MG1865

39 Ary ny anankiray nivoaka tany an-tsaha hitsongo anana ka nahita voantangomboalavo maniry ho azy, dia nanangona voany iray trotroana avy amin'io; ary nony tonga izy, dia nosolatsolarany narotsany tao amin'ny vilany nisy ny hanina, fa tsy nisy nahafantatra.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:39 amin'ny teny manodidina.