2 Mpanjaka 4:40 MG1865

40 Ka dia noloarany hohanin'ny olona izany. Ary raha mbola nihinana izy, dia nitaraina hoe: Ry lehilahin'Andriamanitra ô, misy mahafaty ao am-bilany. Ary tsy azony nohanina.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:40 amin'ny teny manodidina.