2 Mpanjaka 4:41 MG1865

41 Fa hoy Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: Andoary amin'izao ny olona hohaniny. Ary dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony tao am-bilany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:41 amin'ny teny manodidina.