2 Mpanjaka 4:6 MG1865

6 Ary nony feno ny vilany, dia hoy izy tamin'ny zanany: Itondray vilany iray koa aho. Fa hoy kosa ireo taminy: Tsy misy vilany intsony. Ary dia nitsahatra ny diloilo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:6 amin'ny teny manodidina.