2 Mpanjaka 4:7 MG1865

7 Dia avy ravehivavy ka nilaza tamin'ny lehilahin'Andriamanitra. Ary hoy kosa izy: Mandehana, amidio ny diloilo, ka anefao izay trosan'olona aminao, ary izay sisa dia hivelomanao sy ny zanakao.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:7 amin'ny teny manodidina.