2 Mpanjaka 5:4 MG1865

4 Ary niditra Namana ka nilaza tamin'ny tompony hoe: Izany ka izany no nolazain'ilay zazavavy izay avy tany amin'ny tanin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:4 amin'ny teny manodidina.