5 Dia hoy ny mpanjakan'i Syria: Andeha ary mandeha, fa hampitondra taratasy ho any amin'ny mpanjakan'ny Isiraely aho. Dia lasa izy sady nitondra talenta volafotsy folo sy volamena enina arivo sekely ary akanjo im-polo miova teny an-tànany.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5
Jereo 2 Mpanjaka 5:5 amin'ny teny manodidina.