6 Ary izy nitondra ny taratasy ho any amin'ny mpanjakan'ny Isiraely nanao hoe: Ary raha tonga atỳ aminao ity taratasy ity, dia ho fantatrao fa efa nampandeha an'i Namàna mpanompoko aho hankatỳ aminao, koa sitrano amin'ny habokany izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5
Jereo 2 Mpanjaka 5:6 amin'ny teny manodidina.