2 Mpanjaka 6:22 MG1865

22 Fa izy namaly hoe: Aza asianao izy; moa asianao izay nobaboinao tamin'ny sabatrao sy ny tsipìkanao? Rosoy mofo sy rano eo anoloany mba hohaniny sy hosotroiny ary handehanany any amin'ny tompony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6

Jereo 2 Mpanjaka 6:22 amin'ny teny manodidina.