23 Dia nanao fanasana lehibe ho azy ny mpanjaka; ary rehefa nihinana sy nisotro ireo, dia nampandehaniny, ary dia nankany amin'ny tompony izy. Koa dia tsy nankany amin'ny tanin'ny Isiraely intsony ny mpitoha adin'i Syria.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6
Jereo 2 Mpanjaka 6:23 amin'ny teny manodidina.