2 Mpanjaka 6:33 MG1865

33 Ary raha mbola niresaka taminy izy, indro, nidina nankao aminy ny iraka ka nanao hoe: Indro, izao loza izao avy amin'i Jehovah; ka inona intsony no anantenako an'i Jehovah?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6

Jereo 2 Mpanjaka 6:33 amin'ny teny manodidina.