2 Mpanjaka 7:18 MG1865

18 Koa dia tanteraka ilay teny nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjaka hoe: Raha, maraina toy izao ao am-bavahadin'i Samaria dia sekely iray monja no ho vidin'ny vary hordea indroan'ny famarana, ary ho sekely iray ihany koa ny vidin'ny koba tsara toto eran'ny famarana;

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 7

Jereo 2 Mpanjaka 7:18 amin'ny teny manodidina.