2 Mpanjaka 7:19 MG1865

19 ka izany mpanafika malaza izany no namaly ilay lehilahin'Andriamanitra hoe: Indro, na dia hanao varavarankely amin'ny lanitra aza Jehovah, dia hisy izany zavatra izany va? Fa hoy Elisa: Indro, ho hitan'ny masonao indrindra izany, fa tsy mba hihinananao.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 7

Jereo 2 Mpanjaka 7:19 amin'ny teny manodidina.