2 Mpanjaka 9:11 MG1865

11 Ary Jeho nivoaka nankao amin'ny mpanompon'ny tompony ary nanontaniany hoe: Raharaha tsara ihany va? Inona no nalehan'iny ilay adala iny tao aminao? Ary hoy izy taminy: Hianareo mahalala ihany an-dralehilahy sy ny heviny.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:11 amin'ny teny manodidina.