2 Mpanjaka 9:12 MG1865

12 Fa hoy ireo: Lainga foana izany; fa ambarao aminay. Dia hoy izy: Izao ka izao no nolazainy tamiko: Izao ny lazain'i Jehovah: Efa nanosotra anao ho mpanjakan'ny Isiraely Aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:12 amin'ny teny manodidina.