2 Mpanjaka 9:17 MG1865

17 Ary ny mpitily mitsangana teo an-tampon'ny tilikambo teo Jezirela ka nahatazana fa indrery olona betsaka tamy niaraka amin'i Jeho, ary hoy izy: Mahita olona betsaka aho. Ary hoy Jorama: Makà mpitaingin-tsoavaly, ka maniraha hitsena azy, ary asaovy manao hoe: Fihavanana va?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:17 amin'ny teny manodidina.