2 Mpanjaka 9:18 MG1865

18 Dia nandeha ny mpitaingin-tsoavaly anankiray hitsena azy ka nanao taminy hoe: Izao no tenin'ny mpanjaka: Fihavanana va? Ary hoy Jeho: Ahoanao izay fihavanana? fa mankanesa ato aoriako ianao. Ary ny mpitily nilaza hoe: Ny iraka dia tonga teny aminy, nefa tsy niverina.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:18 amin'ny teny manodidina.